|
|
|
|

Entrée1  fihodivirana
Radical  2  hodivitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry
Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy
Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany
Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina

Mis à jour le 2024/12/11