|
|
|
|

Entrée1  fihodirana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Loko na volon' ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona
Radical  4  hoditra

Anagrammes  5  fihodirana, hofadirany

Mis à jour le 2025/01/21