Entrée | 1 fihodinana |
Radical | 2 hodina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina 5 Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao 6 Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1] |
Explications en français |
7 La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction [1.3#257] 8 rotation [1.13] |
Exemples |
9 Izany fihodinana izany no manome herin' aratra. [2.445#] 10 Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. [2.114#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/03/02 |