|
|
|
|

Entrée1  fihodina (hodina)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1]
Explications en français  4  Manière de tourner [1.3]
Exemples  5  Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana. [2.471#]
Mots composés 

Anagrammes  8  andifiho, fihodina

Mis à jour le 2023/01/09