Entrée | 1 fihoakoaka |
Radical | 2 hoakoaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira |
Vocabulaire |
5 Son |
Mis à jour le 2024/12/11 |