|
|
|
|

Entrée1  fihihirana
Radical  2  hihitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana
Explications en français  5  [1.3#246] La ténacité, la constance
Exemples  6  Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. [2.996#]

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21