|
|
|
|

Entrée1  fihetsiketsehana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana
Explications en français  4  [1.13] manifestation, mouvement de revendication
Exemples  5  [2.314#] mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro.
6  [2.470#21] Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro.
Radical  7  hetsiketsika

Mis à jour le 2024/12/07