|
|
|
|

Entrée1  fihetsehana
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy
Explications en français  5  [1.13] mouvement, geste
Exemples  6  Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470]
Morphologie 
7  Simple :
8  Préfixée :

Mis à jour le 2024/12/11