|
|
|
|

Entrée1  fihenjanana (henjana)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady 4  Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra 5  Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny [1.1]
Explications en français  6  L'action de raidir, de tendre, l’instrument [1.3]7  rigidité [1.13]
Exemples  8  Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo. [2.529]

Anagrammes  9  fañinjehana, fihenjanana

Mis à jour le 2023/01/20