|
|
|
|

Entrée1  fihazonana
Radical  2  hazona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy
Explications en français  5  [1.3#230] Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir
6  [1.13] patère, ancrage
Exemples  7  Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298#]
8  Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529#]
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21