|
|
|
|

Entrée1  fihambahambana
Radical  2  hambahamba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra
Explications en français  5  [1.3#210] L'action d’hésiter, l'indécision
Exemples  6  Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany. [2.895#]

Mis à jour le 2024/12/11