|
|
|
|

Entrée1  fihalontralona (halontralona)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1]

Anagrammes  4  fihalontralona, fiholantrolana

Mis à jour le 2023/01/05