Entrée | 1 fifoterana |
Radical | 2 fotitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3#189] |
Exemples |
6 Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany. [1.519#] |
Anagrammes | 7 fiforetana, fifoterana, firefotana |
Mis à jour le 2023/01/09 |