Entrée | fifohana (foka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1] | |
Explications en français | Absorption [1.13] | |
Anagrammes | fanafohy, fifohana |
Mis à jour le 2023/01/20 |