|
|
|
|

Entrée1  fifantenana (fantina)
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  choix, sélection, triage [1.13]4  (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [Merina] [1.196]
Exemples  5  Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny. [2.606]
6  Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. [2.4]

Anagrammes  7  fefin-tanana, fifantenana

Mis à jour le 2023/01/20