Entrée fifanoherana (tohitra)
Partie du discours nom
Explications en anglais Conflicts: ny fitsipika mikasika ny fifanoheran’ny lalàna sy ny an’ny fahefana (the rules relative to the conflicts of the laws and of the competences) [1.320]
Explications en français Antagonisme, contradiction, opposition, contraste [1.13]
 Conflits: ny fitsipika mikasika ny fifanoheran’ny lalàna sy ny an’ny fahefana (les règles relatives aux conflits de lois et de compétences) [1.320]
Exemples 
1Nitranga tsikelikely anefa ny fisarahan-tsaina sy ny fifanoherana. [2.508]
2Toa misy fifanoherana na olana hita taratra ato amin' ity tononkalo ity. [2.285]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20