|
|
|
|

Entrée1  fifanohanana
Radical  2  tohana
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana. [2.285]
5  Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra. [2.472]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Mis à jour le 2020/07/31