|
|
|
|

Entrée 1  fifaneraserana
Radical  2 serasera
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [2.470#170]
7  Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356#47]
8  Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366#9]

Mis à jour le 2026/04/19