Entrée | 1 fifanaratsiana |
Radical | 2 ratsy |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa. [2.285#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |