|
|
|
|

Entrée 1  fifanaikena
Radical  2 aiky
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en français  6 Comme fifanekena [1.3#10]
Exemples  7  Nosoniavina tamin' ny 12 Septambra ny fifanaikena amin' ny fanjakana frantsay sy malagasy; [2.366#]
8  Tsy mba nisy taratasy vita sonia sy voatombo-kase ny fifanaikena, fa vitan' ny fifampitokisana. [2.296#]

Mis à jour le 2026/02/26