| Entrée | 1 fifampiraharahana |
| Radical | 2 raharaha |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Eo amin' ny fifandalan-kaja, zo amam-pahefana, amin' ny fifampiraharahan' ny samy olona
[2.285#241]
5 Moa ve fifampiraharahana fotoana ela no nahitana azy ireo, sa fiombonam-piainana sy anjara lalina dia lalina? [1.369] 6 Ampahafantarina azy izay fifampiraharahana rehetra mahakasika fifanekena iraisam-pirenena tsy ila na fankatoavana. [1.320] |
| Citations | 7 Textes citant ce mot |
| Mis à jour le 2026/10/20 |
|