Entrée | 1 fierotra |
Radical | 2 erotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana |
Explications en français |
5 [1.3#130] manière de ronfler |
Exemples |
6 Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany. [2.4#] |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |