Entrée | 1 fierena |
Radical | 2 ery |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1] |
Explications en français |
5 l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3#129] |
Exemples |
6 Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? [2.996#] 7 Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436#] |
Anagrammes | 8 eferina, fierena |
Mis à jour le 2023/12/22 |