|
|
|
|

Entrée1  fidirana
Radical  2  iditra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io
Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha
Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ?
5  [1.13] fitsofohana
Explications en anglais  6  [1.2] an entrance.
Explications en français  7  [1.13] entrée, admission, pénétration
Exemples  8  Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly. [2.356]
9  ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga; [2.59]
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fidirana
Illustrations 
12 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21