|
|
|
|

Entrée1  fidarabohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fianjerana mafy amin' ny tany
Explications en français  4  [1.3#97] L’action de tomber lourdement
Exemples  5  [2.996#] Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana.
Radical  6  daraboka

Mis à jour le 2024/12/11