|
|
|
|

Entrée 1  fidanihana
Radical  2 danika
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Explications en malgache  6 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro [1.1]
Explications en français  7 L'action de se chauffer [1.3]
Synonymes  8 fidanika

Anagrammes  9 andifihana, fidanihana

Mis à jour le 2026/04/22