|
|
|
|

Entrée1  fibiriohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
Fandosirana, filefana
Radical  4  birioka

Mis à jour le 2024/12/11