|
|
|
|

Entrée1  fibedibedena
Radical  2  bedibedy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fimenomenonana miverimberina
Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny
Explications en français  5  [1.3] L'action de parler ou gronder à tort et à travers
Exemples  6  Fa halaviro ny fibedibedena foana; [2.996]
Synonymes  7  fibedibedesana

Mis à jour le 2024/12/11