Entrée | 1 fianteherana |
Radical | 2 antehitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#53] L’action de s’appuyer sur, de se confier à, de compter sur ; celui sur qui on s’appuie, sur qui on compte |
Exemples |
6 Ny fianteherana amin' izy ireny no miteraka finoana eo amin' ny olona tsirairay. [2.445#] 7 Koa mitranga eto amin'ity angano ity ny fihenan'ny fianteherana amin' ny fitambaram-be. [2.606#] 8 Koa asa na efa toetra mba nentin-drazantsika hatrizay na mba soritra noraisintsika tamin' ireo Talaotra nandalo teto kosa io fianteherana tafahoatra amin' ny lahatr' Andriananahary io. [2.296#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |