Entrée fiafanana (afana)
Partie du discours nom
Explications en français L'action de se purifier [1.3]
Exemples Napetrany teo anelanelan' ny trano lay fihaonana sy ny otely ny tavy, dia nasiany rano ho fiafanana; [2.996]
Morphologie 
Simple : fiafanana, fiafanako, fiafananao, fiafanany, fiafanantsika, fiafananay, fiafananareo, fiafanan', fiafanan-, fiafanam-, fiafana-
Préfixée : -piafanana, -piafanako, -piafananao, -piafanany, -piafanantsika, -piafananay, -piafananareo, -piafanan', -piafanan-, -piafanam-, -piafana-

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/02