|
|
|
|

Entrée1  fatrarana
Radical  2  fatratra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany vary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatra
Explications en anglais  5  [1.2] to be stuffed full, as a sack, etc.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  fanaratra, fatrarana

Mis à jour le 2020/07/31