Entrée (1/2) | 1 fasiny |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1] |
Explications en anglais |
4 a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2] |
Vocabulaire |
5 Musique: (en général) |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 7 fasiny |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulaire |
10 Navigation |
Anagrammes | 11 fanisy, fasiny, safiny, sàfiny |
Mis à jour le 2020/07/31 |