Entrée (1/3) | 1 farina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1] |
Explications en anglais |
4 Hoarse. [1.2] |
Exemples |
5 Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony; [2.285#] 6 Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 9 farina |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 13 farina |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1] |
Explications en anglais |
16 Small scurf on the nose. [1.2] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 18 fanira, farina, finara, firana, rafina |
Mis à jour le 2023/11/12 |