Entrée | 1 fari-pivelomana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.13] vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy |
Explications en français |
4 [1.13] niveau de vie |
Mots élémentaires | 5 faritra, fivelomana |
Synonymes | 6 fari-piainana |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |