|
|
|
|

Entrée1  faraingososona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana».
Vocabulaire  4  Linguistique
Mots élémentaires  5  faraingo, sosona

Mis à jour le 2024/12/07