Entrée (1/2) | 1 fantsy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady [1.1] |
Explications en anglais |
4 the spur of a cock. See FAtsy [1.2] |
Explications en français |
5 ergot [1.3] |
Exemples |
6 Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442] 7 Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558] 8 Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298] |
Vocabulaire |
9 Zoologie: (en général) |
Autres orthographes | 10 fatsy |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot fantsy |
Entrée (2/2) | 17 fantsy |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en français |
19 Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement : [Merina]
[1.196] 20 des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes. 21 des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae). [Betsileo] |
Vocabulaire |
22 Botanique |
Phytonymes |
|
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 26 fantsy, fintsa |
Mis à jour le 2023/06/21 |