|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanoroana
Radical  2  toro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanondroana; fampahafantarana, filazana
Exemples  5  Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy. [1.357#]
Mots composés 

Entrée (2/2)7  fañoroana
Partie du discours  8  nom
Explications en français  9  [1.13.fr#63] combustion, oxydation
Vocabulaire  10  Chimie
Synonymes  11  fandoroana
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21