|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanorana
Radical  2  orana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy)

Entrée (2/3)5  fanorana
Radical  6  otra
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko
Mots composés 

Entrée (3/3)10  fanorana
Radical  11  torana
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.1] Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21