Entrée | 1 fanontsanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao |
Radical | 4 hontsana |
Anagrammes | 5 fanantsonana, fanontsanana, nanafantsona |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |