Entrée | 1 fanontsanana |
Radical | 2 hontsana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina 5 Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao [1.1] |
Anagrammes | 6 fanantsonana, fanontsanana, nanafantsona |
Mis à jour le 2023/01/20 |