|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanongana
Radical  2  ongana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra
5  Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [1.1#271]
Explications en français  6  ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [1.3#467]
Mots composés 

Entrée (2/2)8  fanongana
Radical  9  songa
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Famoretana, fanaingana kely ny ilany [1.1#271]
Explications en français  12  l'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [1.3#630]

Anagrammes  13  fanangona, fangonana, fanongana, fonganana, nafongana, nanangafo, nofangana

Mis à jour le 2023/09/09