|
|
|
|

Entrée1  fanondrotana
Radical  2  sondrotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama
Explications en français  5  [1.3#629] L’action d’élever, de promouvoir, le motif
Exemples  6  Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy. [2.649#]
7  Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472#]

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21