Entrée (1/2) | 1 fanondranana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo |
Exemples |
4 [2.649#] Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana |
Radical | 5 ondrana |
Entrée (2/2) | 6 fanondranana |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.1] Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana |
Radical | 9 ondrana |
Anagrammes | 10 fanandronana, fanondranana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |