|
|
|
|

Entrée1  fanombantombanana
Radical  2  tombantombana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13.mg#63] faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy
Explications en français  5  [1.13.fr#63] estimation
Exemples  6  Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany. [2.529#]

Mis à jour le 2024/12/26