Entrée | fanohitra (tohitra) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy Azo toherina [1.1] | |
Explications en français | Ce à quoi on peut résister, manière de résister [1.3] | |
Exemples | Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/08 |