|
|
|
|

Entrée1  fanohitra
Radical  2  tohitra
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina
Explications en français  5  [1.3#710] Ce à quoi on peut résister, manière de résister
Exemples  6  Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? [2.996#]

Anagrammes  7  fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro

Mis à jour le 2025/01/21