|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanohana
Radical  2  tohana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
Azo tohaina
Exemples  5  Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1#630]

Entrée (2/2)6  fanohana
Radical  7  toha
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.1] Fanakanana, fanoherana
10  [1.13] singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray
Explications en français  11  [1.13] butée

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21