Entrée (1/3) | 1 fanofana |
Radical | 2 hofa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny 5 Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1] |
Entrée (2/3) | 6 fanofana |
Radical | 7 hofa |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1] |
Entrée (3/3) | 10 fanofana |
Radical | 11 ofana |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1] |
Anagrammes | 14 fanan' afo, fanofana, nofafana |
Mis à jour le 2023/01/20 |