|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanofa
Radical  2  hofa
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray
Azo hofana

Entrée (2/2)5  fanofa
Radical  6  hofa
Partie du discours  7  nom ou adjectif
Explications en malgache  8  [1.1] Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo
Azo hofaina

Anagrammes  9  fanafo, fanofa, nofafa

Mis à jour le 2025/01/21