|
|
|
|

Entrée1  fanodidina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana
Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany
Radical  4  hodidina

Anagrammes  5  fanodidina, nodidifana

Mis à jour le 2025/01/21